ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
8 : 66

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ تُوبُوٓاْ إِلَى ٱللَّهِ تَوۡبَةٗ نَّصُوحًا عَسَىٰ رَبُّكُمۡ أَن يُكَفِّرَ عَنكُمۡ سَيِّـَٔاتِكُمۡ وَيُدۡخِلَكُمۡ جَنَّٰتٖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهَا ٱلۡأَنۡهَٰرُ يَوۡمَ لَا يُخۡزِي ٱللَّهُ ٱلنَّبِيَّ وَٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ مَعَهُۥۖ نُورُهُمۡ يَسۡعَىٰ بَيۡنَ أَيۡدِيهِمۡ وَبِأَيۡمَٰنِهِمۡ يَقُولُونَ رَبَّنَآ أَتۡمِمۡ لَنَا نُورَنَا وَٱغۡفِرۡ لَنَآۖ إِنَّكَ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ قَدِيرٞ

Fa ianareo mpino kosa ! Aoka ianareo hibebaka amin’I Allah amin’ny fibebahana marina tokoa. Ho fafan’ny Tomponareo anie ireo hadisoanareo, ka hampidiriny any amin’ny zaridaina misy renirano mikoriana eo ambaniny ianareo, amin’ny andro izay tsy hanomezan’I Allah fahafahambaraka ny Mpaminany, sy ireo mpino miaraka aminy, hihazakazaka eo anoloan’izy ireo sy eo an-kavanany ihany koa ny hazavany ; hiteny izy ireo hoe : Tomponay ô ! fenoy ny hazavanay, ary avelao ny helokay, fa mahefa ny zava-drehetra tokoa Ianao. info
التفاسير: