ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
10 : 63

وَأَنفِقُواْ مِن مَّا رَزَقۡنَٰكُم مِّن قَبۡلِ أَن يَأۡتِيَ أَحَدَكُمُ ٱلۡمَوۡتُ فَيَقُولَ رَبِّ لَوۡلَآ أَخَّرۡتَنِيٓ إِلَىٰٓ أَجَلٖ قَرِيبٖ فَأَصَّدَّقَ وَأَكُن مِّنَ ٱلصَّٰلِحِينَ

Fa manaova fandaniana amin’izay natolotray ho anareo, mialohan’ny hahatongavan’ny fahafatesana amin'iray aminareo, ka hiteny hoe : Tompo ô ! raha mba nomenao fe-potoana kely mantsy aho dia ho nanao fanomezana ary ho isan’ireo olo-mendrika. info
التفاسير: