ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
99 : 6

وَهُوَ ٱلَّذِيٓ أَنزَلَ مِنَ ٱلسَّمَآءِ مَآءٗ فَأَخۡرَجۡنَا بِهِۦ نَبَاتَ كُلِّ شَيۡءٖ فَأَخۡرَجۡنَا مِنۡهُ خَضِرٗا نُّخۡرِجُ مِنۡهُ حَبّٗا مُّتَرَاكِبٗا وَمِنَ ٱلنَّخۡلِ مِن طَلۡعِهَا قِنۡوَانٞ دَانِيَةٞ وَجَنَّٰتٖ مِّنۡ أَعۡنَابٖ وَٱلزَّيۡتُونَ وَٱلرُّمَّانَ مُشۡتَبِهٗا وَغَيۡرَ مُتَشَٰبِهٍۗ ٱنظُرُوٓاْ إِلَىٰ ثَمَرِهِۦٓ إِذَآ أَثۡمَرَ وَيَنۡعِهِۦٓۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكُمۡ لَأٓيَٰتٖ لِّقَوۡمٖ يُؤۡمِنُونَ

Ary Izy no nampidina ny ranon’orana avy any an-danitra. Avy amin’ny alàlan’izany no namoahanay ireo karazan-java-maniry rehetra, ny zava-maitso rehetra, ka namoahanay ireo voa mifanindry sy mifampitaingina ary avy amin’ny hazon’atrendry dia ireo sampan’atrendry miraviravy. Ary ireo zaridaim-boaloboka sy ny oliva ary ny apongamben-danitra mitovitovy na samihafa, jereo ny voankazony rehefa mamoha sy ny fahamasahany. Izany dia tena famantarana ho an’ireo vahoaka izay mino. info
التفاسير: