ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
97 : 6

وَهُوَ ٱلَّذِي جَعَلَ لَكُمُ ٱلنُّجُومَ لِتَهۡتَدُواْ بِهَا فِي ظُلُمَٰتِ ٱلۡبَرِّ وَٱلۡبَحۡرِۗ قَدۡ فَصَّلۡنَا ٱلۡأٓيَٰتِ لِقَوۡمٖ يَعۡلَمُونَ

Ary Izy ilay nanao ho anareo ireo kintana mba hitari-dàlana anareo ao anatin’ny haizin’ny tanety sy ny ranomasina. Tena nohazavainay amin’ny an-tsipiriany ireo famantarana ho an’ireo vahoaka mahafantatra. info
التفاسير: