ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
83 : 6

وَتِلۡكَ حُجَّتُنَآ ءَاتَيۡنَٰهَآ إِبۡرَٰهِيمَ عَلَىٰ قَوۡمِهِۦۚ نَرۡفَعُ دَرَجَٰتٖ مَّن نَّشَآءُۗ إِنَّ رَبَّكَ حَكِيمٌ عَلِيمٞ

Izany no porofonay nomenay an’i Ibrahim entiny hanohitra ny vahoakany. Mampiakatra ny voninahitra amin’izay sitrakay izahay. Tena marina fa ny Tomponao dia be Fahendrena sy Mahalala ny zava-drehetra. info
التفاسير: