ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
78 : 6

فَلَمَّا رَءَا ٱلشَّمۡسَ بَازِغَةٗ قَالَ هَٰذَا رَبِّي هَٰذَآ أَكۡبَرُۖ فَلَمَّآ أَفَلَتۡ قَالَ يَٰقَوۡمِ إِنِّي بَرِيٓءٞ مِّمَّا تُشۡرِكُونَ

Rehefa nahita ny masoandro niposaka Izy dia niteny nanao hoe : “Ity no Tompoko ! Ity no lehibe indrindra !”. Rehefa nilentika izany dia niteny Izy nanao hoe : “Oh ry vahoakako ! Izaho dia tena mitsipaka izay rehetra akambanareo. info
التفاسير: