ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
77 : 6

فَلَمَّا رَءَا ٱلۡقَمَرَ بَازِغٗا قَالَ هَٰذَا رَبِّيۖ فَلَمَّآ أَفَلَ قَالَ لَئِن لَّمۡ يَهۡدِنِي رَبِّي لَأَكُونَنَّ مِنَ ٱلۡقَوۡمِ ٱلضَّآلِّينَ

Rehefa nahita ny volana niseho Izy dia niteny nanao hoe : “Ity no Tompoko !” Rehefa nanjavona izany dia niteny Izy nanao hoe : “Raha tsy mitari-dàlana ahy ny Tompoko dia tena ho anisan’ireo vahoaka very làlana”. info
التفاسير: