ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
76 : 6

فَلَمَّا جَنَّ عَلَيۡهِ ٱلَّيۡلُ رَءَا كَوۡكَبٗاۖ قَالَ هَٰذَا رَبِّيۖ فَلَمَّآ أَفَلَ قَالَ لَآ أُحِبُّ ٱلۡأٓفِلِينَ

Rehefa nanarona Azy ny alina dia nahita kintana izy ka niteny nanao hoe : “Ity no Tompoko !” Rehefa nanjavona izany dia niteny izy nanao hoe : “Tsy tia izay rehetra manjavona aho”. info
التفاسير: