ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
63 : 6

قُلۡ مَن يُنَجِّيكُم مِّن ظُلُمَٰتِ ٱلۡبَرِّ وَٱلۡبَحۡرِ تَدۡعُونَهُۥ تَضَرُّعٗا وَخُفۡيَةٗ لَّئِنۡ أَنجَىٰنَا مِنۡ هَٰذِهِۦ لَنَكُونَنَّ مِنَ ٱلشَّٰكِرِينَ

Teneno hoe : “Iza no manavotra anareo amin’ny haizin’ny tany sy ny ranomasina ?” Mangataka Aminy am-panetren-tena sy ankiafina ianareo : “Raha havotany tokoa izahay amin’izao, dia tena ho anisan’ireo mpankasitraka”. info
التفاسير: