ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
38 : 6

وَمَا مِن دَآبَّةٖ فِي ٱلۡأَرۡضِ وَلَا طَٰٓئِرٖ يَطِيرُ بِجَنَاحَيۡهِ إِلَّآ أُمَمٌ أَمۡثَالُكُمۚ مَّا فَرَّطۡنَا فِي ٱلۡكِتَٰبِ مِن شَيۡءٖۚ ثُمَّ إِلَىٰ رَبِّهِمۡ يُحۡشَرُونَ

Ary tsy misy biby mandeha eto ambonin’ny tany na vorona manidina amin’ny elany roa, ka tsy manana fiaraha-monina tahaka anareo. Tsy misy zavatra nataonay tsirambina ao anaty Boky na dia kely aza, avy eo any amin’ny Tompon’izy ireo no hamoriana azy ireo. info
التفاسير: