ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
35 : 6

وَإِن كَانَ كَبُرَ عَلَيۡكَ إِعۡرَاضُهُمۡ فَإِنِ ٱسۡتَطَعۡتَ أَن تَبۡتَغِيَ نَفَقٗا فِي ٱلۡأَرۡضِ أَوۡ سُلَّمٗا فِي ٱلسَّمَآءِ فَتَأۡتِيَهُم بِـَٔايَةٖۚ وَلَوۡ شَآءَ ٱللَّهُ لَجَمَعَهُمۡ عَلَى ٱلۡهُدَىٰۚ فَلَا تَكُونَنَّ مِنَ ٱلۡجَٰهِلِينَ

Na dia mafy taminao aza ny fitsipahan’izy ireo, koa raha afaka hitady lalana any ambanin’ny tany ianao, na tohatra hiakarana any an-danitra mba hitondranao amin’izy ireo ny fahagagana, (dia ataovy àry izany). Raha sitrak’I Allah dia navoriny tamin’ny lala-mahitsy izy ireo, aoka ianao tsy ho anisan’ireo olona bado ! info
التفاسير: