ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
21 : 6

وَمَنۡ أَظۡلَمُ مِمَّنِ ٱفۡتَرَىٰ عَلَى ٱللَّهِ كَذِبًا أَوۡ كَذَّبَ بِـَٔايَٰتِهِۦٓۚ إِنَّهُۥ لَا يُفۡلِحُ ٱلظَّٰلِمُونَ

Iza àry no tena mpanao ny tsy rariny mihoatra izay nampandainga an’I Allah na nilaza fa lainga ireo famantarany ? Tena marina fa tsy hahita fahombiazana mihitsy ireo mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: