ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
150 : 6

قُلۡ هَلُمَّ شُهَدَآءَكُمُ ٱلَّذِينَ يَشۡهَدُونَ أَنَّ ٱللَّهَ حَرَّمَ هَٰذَاۖ فَإِن شَهِدُواْ فَلَا تَشۡهَدۡ مَعَهُمۡۚ وَلَا تَتَّبِعۡ أَهۡوَآءَ ٱلَّذِينَ كَذَّبُواْ بِـَٔايَٰتِنَا وَٱلَّذِينَ لَا يُؤۡمِنُونَ بِٱلۡأٓخِرَةِ وَهُم بِرَبِّهِمۡ يَعۡدِلُونَ

Teneno hoe : “Ento aty ireo vavolombelonareo izay hijoro ho vavolombelona fa Allah tokoa no nandrara izany”. Raha mijoro vavolombelona izy ireo, dia aza mijoro vavolombelona miaraka amin’izy ireo Ianao, ary Ianao aza manaraka ireo hetahetam-pon’ireo izay milaza fa lainga ireo famantaranay sy ireo izay tsy mino ny fiainana any ankoatra, ary izy ireo dia mampitovy ny Tompony amin’ny zavatra hafa. info
التفاسير: