ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
147 : 6

فَإِن كَذَّبُوكَ فَقُل رَّبُّكُمۡ ذُو رَحۡمَةٖ وَٰسِعَةٖ وَلَا يُرَدُّ بَأۡسُهُۥ عَنِ ٱلۡقَوۡمِ ٱلۡمُجۡرِمِينَ

Ary raha nampandainga Anao izy ireo, dia teneno hoe : “Ny Tomponareo dia manana indrafo be dia be kanefa tsy ho voasakana ny hatezerany amin’ireo vahoaka mpanao heloka bevava. info
التفاسير: