ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
146 : 6

وَعَلَى ٱلَّذِينَ هَادُواْ حَرَّمۡنَا كُلَّ ذِي ظُفُرٖۖ وَمِنَ ٱلۡبَقَرِ وَٱلۡغَنَمِ حَرَّمۡنَا عَلَيۡهِمۡ شُحُومَهُمَآ إِلَّا مَا حَمَلَتۡ ظُهُورُهُمَآ أَوِ ٱلۡحَوَايَآ أَوۡ مَا ٱخۡتَلَطَ بِعَظۡمٖۚ ذَٰلِكَ جَزَيۡنَٰهُم بِبَغۡيِهِمۡۖ وَإِنَّا لَصَٰدِقُونَ

Ho an’ireo Jiosy, noraranay ny biby tsy mivaky kitro rehetra, ary avy amin’ny omby sy ny ondry kosa dia noraranay amin’izy ireo ny tavin’izy roa, afa-tsy izay entin’ny lamosin’izy roa na ny taovany na izay mifangaro amin’ny taolany. Tahaka izany no nanasazianay azy ireo nohon'ny fihoaram-pefiny. Ary Izahay dia tena marina (amin’izay voalazanay). info
التفاسير: