ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
143 : 6

ثَمَٰنِيَةَ أَزۡوَٰجٖۖ مِّنَ ٱلضَّأۡنِ ٱثۡنَيۡنِ وَمِنَ ٱلۡمَعۡزِ ٱثۡنَيۡنِۗ قُلۡ ءَآلذَّكَرَيۡنِ حَرَّمَ أَمِ ٱلۡأُنثَيَيۡنِ أَمَّا ٱشۡتَمَلَتۡ عَلَيۡهِ أَرۡحَامُ ٱلۡأُنثَيَيۡنِۖ نَبِّـُٔونِي بِعِلۡمٍ إِن كُنتُمۡ صَٰدِقِينَ

Valo ka mandeha tsiroadroa (lahy sy vavy). Roa avy amin’ny karazan’ondry, ary roa avy amin’ny karazan’osy.Teneno hoe : “Moa ve ny lahy roa no norarany sa ny vavy roa. Na koa izay ao anaty kibon’ny vavy roa ? Lazanareo ahy amin’ny alalan’ny fahalalana voaporofo izany, raha marina ny anareo. info
التفاسير: