ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
137 : 6

وَكَذَٰلِكَ زَيَّنَ لِكَثِيرٖ مِّنَ ٱلۡمُشۡرِكِينَ قَتۡلَ أَوۡلَٰدِهِمۡ شُرَكَآؤُهُمۡ لِيُرۡدُوهُمۡ وَلِيَلۡبِسُواْ عَلَيۡهِمۡ دِينَهُمۡۖ وَلَوۡ شَآءَ ٱللَّهُ مَا فَعَلُوهُۖ فَذَرۡهُمۡ وَمَا يَفۡتَرُونَ

Ary toy izany no nampihaingoan’ireo Sampin’izy ireo ho an’ny maro tamin’ireo mpanompo sampy ny famonoana ireo zanany, mba handringanany azy ireo sy hanovany ny finoan’izy ireo. Raha sitrak’I Allah dia tsy nanao izany izy ireo, avelao izy ireo sy ny lainga izay noforoniny. info
التفاسير: