ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
136 : 6

وَجَعَلُواْ لِلَّهِ مِمَّا ذَرَأَ مِنَ ٱلۡحَرۡثِ وَٱلۡأَنۡعَٰمِ نَصِيبٗا فَقَالُواْ هَٰذَا لِلَّهِ بِزَعۡمِهِمۡ وَهَٰذَا لِشُرَكَآئِنَاۖ فَمَا كَانَ لِشُرَكَآئِهِمۡ فَلَا يَصِلُ إِلَى ٱللَّهِۖ وَمَا كَانَ لِلَّهِ فَهُوَ يَصِلُ إِلَىٰ شُرَكَآئِهِمۡۗ سَآءَ مَا يَحۡكُمُونَ

Ary natokan’izy ireo ho an’I Allah ny ampahany tamin’izay nohariany amin’ny vokatra sy ireo biby fiompy, ka niteny izy ireo nanao hoe : Ity dia ho an’I Allah araka ny hambon’izy ireo, ary ity kosa ho an’ny Sampinay”. Ka izay natokana ho an’ny sampin’izy ireo dia tsy ho tonga any amin’I Allah, fa izay natokana ho an’I Allah kosa dia ho tonga any amin’ny sampin’izy ireo, ratsy tokoa izany fitsaran’izy ireo izany ! info
التفاسير: