ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
130 : 6

يَٰمَعۡشَرَ ٱلۡجِنِّ وَٱلۡإِنسِ أَلَمۡ يَأۡتِكُمۡ رُسُلٞ مِّنكُمۡ يَقُصُّونَ عَلَيۡكُمۡ ءَايَٰتِي وَيُنذِرُونَكُمۡ لِقَآءَ يَوۡمِكُمۡ هَٰذَاۚ قَالُواْ شَهِدۡنَا عَلَىٰٓ أَنفُسِنَاۖ وَغَرَّتۡهُمُ ٱلۡحَيَوٰةُ ٱلدُّنۡيَا وَشَهِدُواْ عَلَىٰٓ أَنفُسِهِمۡ أَنَّهُمۡ كَانُواْ كَٰفِرِينَ

Oh ry vondron’ny Djiny sy olombelona ! Moa ve tsy tonga teo aminareo ireo Iraka avy taminareo, nitantara taminareo ireo fanambarako sy nampitandrina anareo mahakasika ny fihaonana amin’izao andronareo izao ? Dia hiteny izy ireo manao hoe : “Mijoro vavolombelona amin’ny fiampangana ny tenanay izahay”. Voafitaky ny fiainana an-tany izy ireo ary nijoro vavolombelona amin’ny fiampangana ny tenan’izy ireo fa nitsipaka. info
التفاسير: