ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
124 : 6

وَإِذَا جَآءَتۡهُمۡ ءَايَةٞ قَالُواْ لَن نُّؤۡمِنَ حَتَّىٰ نُؤۡتَىٰ مِثۡلَ مَآ أُوتِيَ رُسُلُ ٱللَّهِۘ ٱللَّهُ أَعۡلَمُ حَيۡثُ يَجۡعَلُ رِسَالَتَهُۥۗ سَيُصِيبُ ٱلَّذِينَ أَجۡرَمُواْ صَغَارٌ عِندَ ٱللَّهِ وَعَذَابٞ شَدِيدُۢ بِمَا كَانُواْ يَمۡكُرُونَ

Ary raha misy famantarana tonga amin’izy ireo, dia miteny izy ireo manao hoe : “Tsy hino velively izahay raha tsy omena tahaka izay nomena ireo irak’I Allah”. Allah no tena Mahalala izay hametrahany ny hafatra alefany. Hihatra amin’ireo izay nanao ny heloka bevava ny fahafaham-baraka avy amin’I Allah sy ny famaizana mafy nohon'ny teti-dratsy izay nataon’izy ireo. info
التفاسير: