ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
123 : 6

وَكَذَٰلِكَ جَعَلۡنَا فِي كُلِّ قَرۡيَةٍ أَكَٰبِرَ مُجۡرِمِيهَا لِيَمۡكُرُواْ فِيهَاۖ وَمَا يَمۡكُرُونَ إِلَّا بِأَنفُسِهِمۡ وَمَا يَشۡعُرُونَ

Ary Tahaka izany no nametrahanay ireo lehiben’ny olo-meloka isaky ny tanàna mba hanao teti-dratsy ao izy ireo. Nefa tsy manao teti-dratsy izy ireo afa-tsy amin’ny tenany ihany, saingy tsy tsapan’izy ireo izany. info
التفاسير: