ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
122 : 6

أَوَمَن كَانَ مَيۡتٗا فَأَحۡيَيۡنَٰهُ وَجَعَلۡنَا لَهُۥ نُورٗا يَمۡشِي بِهِۦ فِي ٱلنَّاسِ كَمَن مَّثَلُهُۥ فِي ٱلظُّلُمَٰتِ لَيۡسَ بِخَارِجٖ مِّنۡهَاۚ كَذَٰلِكَ زُيِّنَ لِلۡكَٰفِرِينَ مَا كَانُواْ يَعۡمَلُونَ

Moa ve izay efa maty ka novelominay sy nomenay hazavana mba handehanany miaraka amin’ireo olona, dia hitovy amin’ny olona izay ao anatin'ny haizina ka tsy afaka hivoaka ao intsony ? Tahaka izany no nampihaingoana amin’ireo tsy mpino ny asa izay nataon’izy ireo. info
التفاسير: