ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
121 : 6

وَلَا تَأۡكُلُواْ مِمَّا لَمۡ يُذۡكَرِ ٱسۡمُ ٱللَّهِ عَلَيۡهِ وَإِنَّهُۥ لَفِسۡقٞۗ وَإِنَّ ٱلشَّيَٰطِينَ لَيُوحُونَ إِلَىٰٓ أَوۡلِيَآئِهِمۡ لِيُجَٰدِلُوكُمۡۖ وَإِنۡ أَطَعۡتُمُوهُمۡ إِنَّكُمۡ لَمُشۡرِكُونَ

Ary aza mihinana amin’izay tsy nanononana ny anaran’I Allah teo aminy ianareo, izany dia tena ratsy, ary marina fa ireo Satana dia mampita hafatra amin’ireo sakaizany mba hiadian’izy ireo hevitra aminareo. Ary raha mankatò azy ireo ianareo dia tena mpanompo sampy tokoa. info
التفاسير: