ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
100 : 6

وَجَعَلُواْ لِلَّهِ شُرَكَآءَ ٱلۡجِنَّ وَخَلَقَهُمۡۖ وَخَرَقُواْ لَهُۥ بَنِينَ وَبَنَٰتِۭ بِغَيۡرِ عِلۡمٖۚ سُبۡحَٰنَهُۥ وَتَعَٰلَىٰ عَمَّا يَصِفُونَ

Ary nataon’izy ireo ny Djiny ho mpikambana amin’i Allah, nefa Izy no Nahary azy ireo. Ary namorona zazalahy sy zazavavy ho Azy izy ireo nohon'ny tsy fahalalana. Voninahitra sy Laza ho Azy ! Ambony lavitra Izy noho ny toetra hamaritan’izy ireo Azy. info
التفاسير: