ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
8 : 59

لِلۡفُقَرَآءِ ٱلۡمُهَٰجِرِينَ ٱلَّذِينَ أُخۡرِجُواْ مِن دِيَٰرِهِمۡ وَأَمۡوَٰلِهِمۡ يَبۡتَغُونَ فَضۡلٗا مِّنَ ٱللَّهِ وَرِضۡوَٰنٗا وَيَنصُرُونَ ٱللَّهَ وَرَسُولَهُۥٓۚ أُوْلَٰٓئِكَ هُمُ ٱلصَّٰدِقُونَ

Ho an’ireo mpifindra-monina sahirana izay voaroaka tamin’ny fonenany sy ny fananany (mahazo anjara amin’izany koa), adidin’izy ireo anefa ny mitady ny fahasoavana sy ny fankasitrahan’I Allah, ary mitondra famonjena izay momba an'I Allah sy ny irany. Izy ireny no olo-marina. info
التفاسير: