ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
7 : 59

مَّآ أَفَآءَ ٱللَّهُ عَلَىٰ رَسُولِهِۦ مِنۡ أَهۡلِ ٱلۡقُرَىٰ فَلِلَّهِ وَلِلرَّسُولِ وَلِذِي ٱلۡقُرۡبَىٰ وَٱلۡيَتَٰمَىٰ وَٱلۡمَسَٰكِينِ وَٱبۡنِ ٱلسَّبِيلِ كَيۡ لَا يَكُونَ دُولَةَۢ بَيۡنَ ٱلۡأَغۡنِيَآءِ مِنكُمۡۚ وَمَآ ءَاتَىٰكُمُ ٱلرَّسُولُ فَخُذُوهُ وَمَا نَهَىٰكُمۡ عَنۡهُ فَٱنتَهُواْۚ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَۖ إِنَّ ٱللَّهَ شَدِيدُ ٱلۡعِقَابِ

Ireo harena nobaboina avy amin’ny mponin’ireo tanàna, izay natolotr’Allah ny irany, tsy nisy ady, dia ho an’Allah, sy ny irany, ary ho an’ireo havany, ireo kamboty, ireo mahantra sy ireo mpandeha lavitra tra-pahasahiranana, mba tsy handeha ny amin’izay manan-karena ihany aminareo. Raiso izay omen’ilay iraka ho anareo, fa avelao kosa izay andraràny anareo ; ary aoka ianareo hatahotra an’Allah, fa mafy sazy tokoa Allah. info
التفاسير: