ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
10 : 59

وَٱلَّذِينَ جَآءُو مِنۢ بَعۡدِهِمۡ يَقُولُونَ رَبَّنَا ٱغۡفِرۡ لَنَا وَلِإِخۡوَٰنِنَا ٱلَّذِينَ سَبَقُونَا بِٱلۡإِيمَٰنِ وَلَا تَجۡعَلۡ فِي قُلُوبِنَا غِلّٗا لِّلَّذِينَ ءَامَنُواْ رَبَّنَآ إِنَّكَ رَءُوفٞ رَّحِيمٌ

Ary izay tonga taorian’izy ireo, ka miteny hoe : Tomponay ô ! Mamelà ny helokay, sy an’ireo rahalahinay, izay nialoha lalana anay tamin’ny finoana ; ary aza hatao misy lolom-po amin’ireo mpino ao am-ponay. Tomponay ô ! be fangorahana sy be indrafo tokoa Ianao. info
التفاسير: