ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
25 : 57

لَقَدۡ أَرۡسَلۡنَا رُسُلَنَا بِٱلۡبَيِّنَٰتِ وَأَنزَلۡنَا مَعَهُمُ ٱلۡكِتَٰبَ وَٱلۡمِيزَانَ لِيَقُومَ ٱلنَّاسُ بِٱلۡقِسۡطِۖ وَأَنزَلۡنَا ٱلۡحَدِيدَ فِيهِ بَأۡسٞ شَدِيدٞ وَمَنَٰفِعُ لِلنَّاسِ وَلِيَعۡلَمَ ٱللَّهُ مَن يَنصُرُهُۥ وَرُسُلَهُۥ بِٱلۡغَيۡبِۚ إِنَّ ٱللَّهَ قَوِيٌّ عَزِيزٞ

Nandefa ireo Irakay, niaraka tamin’ireo porofo mazava tokoa Izahay, ary nampidina ny boky sy ny fandanjana niaraka tamin’izy ireo, mba hampijoroan’ny olona ny fahamarinana. Nampidininay ny vy izay misy hery mafy, sy ilain’ny olona koa, ary hanavahan’I Allah izay hiaro ny foto-keviny sy ny an’ireo Irany na dia tsy mahita Azy aza. Fa matanjaka sy tsitoha Izy Allah. info
التفاسير: