ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
21 : 57

سَابِقُوٓاْ إِلَىٰ مَغۡفِرَةٖ مِّن رَّبِّكُمۡ وَجَنَّةٍ عَرۡضُهَا كَعَرۡضِ ٱلسَّمَآءِ وَٱلۡأَرۡضِ أُعِدَّتۡ لِلَّذِينَ ءَامَنُواْ بِٱللَّهِ وَرُسُلِهِۦۚ ذَٰلِكَ فَضۡلُ ٱللَّهِ يُؤۡتِيهِ مَن يَشَآءُۚ وَٱللَّهُ ذُو ٱلۡفَضۡلِ ٱلۡعَظِيمِ

Faingàna àry ianareo mankany amin’ny famelan-kelokin'ny Tomponareo, sy ho any amin’ny Paradisa, izay malalaka tahaka ny lanitra sy ny tany, nomanina ho an’ireo izay mino an’I Allah sy ireo Irany. Izany no fahasoavan’Allah omeny izay tiany homena azy. Fa tompon’ny fahasoavana lehibe tokoa I Allah. info
التفاسير: