ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
19 : 57

وَٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ بِٱللَّهِ وَرُسُلِهِۦٓ أُوْلَٰٓئِكَ هُمُ ٱلصِّدِّيقُونَۖ وَٱلشُّهَدَآءُ عِندَ رَبِّهِمۡ لَهُمۡ أَجۡرُهُمۡ وَنُورُهُمۡۖ وَٱلَّذِينَ كَفَرُواْ وَكَذَّبُواْ بِـَٔايَٰتِنَآ أُوْلَٰٓئِكَ أَصۡحَٰبُ ٱلۡجَحِيمِ

Ireo izay nino an’I Allah sy ireo Irany, dia izy ireny no tena olo-marina, sy vavolombelona eo anatrehan’I Allah. Hahazo ny valisoany, sy ny hazavany izy ireo, fa izay tsy nino kosa, ka nilaza ireo famantarana avy Aminay ho lainga, dia izy ireny no olon’ny afo mamaivay. info
التفاسير: