ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
96 : 5

أُحِلَّ لَكُمۡ صَيۡدُ ٱلۡبَحۡرِ وَطَعَامُهُۥ مَتَٰعٗا لَّكُمۡ وَلِلسَّيَّارَةِۖ وَحُرِّمَ عَلَيۡكُمۡ صَيۡدُ ٱلۡبَرِّ مَا دُمۡتُمۡ حُرُمٗاۗ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَ ٱلَّذِيٓ إِلَيۡهِ تُحۡشَرُونَ

Tsy voarara ho anareo ireo hazan-dranomasina ary ny sakafo ao aminy ,mba ho fahafinaretana ho anareo sy ho an’ny mpandeha lavitra. Ary tsy azonareo atao ny mihaza an-tanety raha mbola ao anatin’ny Ihram ianareo. Ary matahora an'I Allah ianareo, any Aminy no hamoriana anareo. info
التفاسير: