ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
85 : 5

فَأَثَٰبَهُمُ ٱللَّهُ بِمَا قَالُواْ جَنَّٰتٖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهَا ٱلۡأَنۡهَٰرُ خَٰلِدِينَ فِيهَاۚ وَذَٰلِكَ جَزَآءُ ٱلۡمُحۡسِنِينَ

Ka hamaly soa azy ireo i Allah tamin'izay notenenin’izy ireo, dia zaridaina maro misy ireo renirano mikoriana ao ambaniny, hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Ary izany no valisoan’ireo mpanao soa. info
التفاسير: