ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
24 : 5

قَالُواْ يَٰمُوسَىٰٓ إِنَّا لَن نَّدۡخُلَهَآ أَبَدٗا مَّا دَامُواْ فِيهَا فَٱذۡهَبۡ أَنتَ وَرَبُّكَ فَقَٰتِلَآ إِنَّا هَٰهُنَا قَٰعِدُونَ

Niteny izy ireo hoe : “O ry Mosesy izahay dia tsy hiditra ao mihitsy raha mbola ao izy ireo. Ka mandehana ianao sy ny Tomponao, ka miadia ianareo roa, fa izahay kosa dia hijanona hipetraka eto amin’ny toerana misy anay eto”. info
التفاسير: