ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
22 : 5

قَالُواْ يَٰمُوسَىٰٓ إِنَّ فِيهَا قَوۡمٗا جَبَّارِينَ وَإِنَّا لَن نَّدۡخُلَهَا حَتَّىٰ يَخۡرُجُواْ مِنۡهَا فَإِن يَخۡرُجُواْ مِنۡهَا فَإِنَّا دَٰخِلُونَ

Niteny izy ireo hoe: “O ry Mosesy! Tena misy vahoaka matanjaka be monina ao. Ka izahay dia tsy hiditra ao velively mandra-pivoahan’izy ireo ao. Raha mivoaka avy ao kosa izy ireo, tonga dia hiditra ao tokoa izahay. info
التفاسير: