ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
104 : 5

وَإِذَا قِيلَ لَهُمۡ تَعَالَوۡاْ إِلَىٰ مَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ وَإِلَى ٱلرَّسُولِ قَالُواْ حَسۡبُنَا مَا وَجَدۡنَا عَلَيۡهِ ءَابَآءَنَآۚ أَوَلَوۡ كَانَ ءَابَآؤُهُمۡ لَا يَعۡلَمُونَ شَيۡـٔٗا وَلَا يَهۡتَدُونَ

Raha tenenina izy ireo hoe : “Avia ianareo ho amin’izay nampidinin’I Allah sy ho amin’ny Iraka”, dia miteny izy ireo manao hoe : “Ampy anay izay azonay tamin’ireo razambenay tany aloha”. Na dia tsy mahalala na inona na inona aza ireo razamben’izy ireo sy tsy manaraka ny lala-mihitsy. info
التفاسير: