ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
18 : 48

۞ لَّقَدۡ رَضِيَ ٱللَّهُ عَنِ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ إِذۡ يُبَايِعُونَكَ تَحۡتَ ٱلشَّجَرَةِ فَعَلِمَ مَا فِي قُلُوبِهِمۡ فَأَنزَلَ ٱلسَّكِينَةَ عَلَيۡهِمۡ وَأَثَٰبَهُمۡ فَتۡحٗا قَرِيبٗا

Nankasitrahan’i Allah tokoa ireo mpino, tamin’izy ireo nanao tokim-panoavana taminao teo ambodihazo. Fantany ny ao am-pon’izy ireo, ka nampidininy teo amin’izy ireo ny fahatoniana, ary dia novaliany soa tamin’ny fandresena tsy ho ela izy ireo. info
التفاسير: