ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
16 : 48

قُل لِّلۡمُخَلَّفِينَ مِنَ ٱلۡأَعۡرَابِ سَتُدۡعَوۡنَ إِلَىٰ قَوۡمٍ أُوْلِي بَأۡسٖ شَدِيدٖ تُقَٰتِلُونَهُمۡ أَوۡ يُسۡلِمُونَۖ فَإِن تُطِيعُواْ يُؤۡتِكُمُ ٱللَّهُ أَجۡرًا حَسَنٗاۖ وَإِن تَتَوَلَّوۡاْ كَمَا تَوَلَّيۡتُم مِّن قَبۡلُ يُعَذِّبۡكُمۡ عَذَابًا أَلِيمٗا

Lazao ireo arabo mpifindrafindra fonenana tavela tany aoriana hoe : “Antsoina hifanandrina amin’ireo olona manana hery mampihorohoro ianareo. Ka hiady amin’izy ireo ianareo, na izy ireo manaraka ny finoana an’I Allah tokana. Raha Mankato ianareo, dia omen’I Allah valisoa mendrika, fa raha mitsipaka kosa ianareo, tahaka izay efa nataonareo teo aloha, dia ho saziany amin’ny sazy mamirifiry ”. info
التفاسير: