ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
15 : 48

سَيَقُولُ ٱلۡمُخَلَّفُونَ إِذَا ٱنطَلَقۡتُمۡ إِلَىٰ مَغَانِمَ لِتَأۡخُذُوهَا ذَرُونَا نَتَّبِعۡكُمۡۖ يُرِيدُونَ أَن يُبَدِّلُواْ كَلَٰمَ ٱللَّهِۚ قُل لَّن تَتَّبِعُونَا كَذَٰلِكُمۡ قَالَ ٱللَّهُ مِن قَبۡلُۖ فَسَيَقُولُونَ بَلۡ تَحۡسُدُونَنَاۚ بَلۡ كَانُواْ لَا يَفۡقَهُونَ إِلَّا قَلِيلٗا

Hiteny ireo tavela tany aoriana, rehefa nandeha ho any amin’ny fananana nobaboina ianareo mba haka izany hoe : “Avelao izahay hanaraka anareo”. Tian’izy ireo hovana ny tenin’I Allah. Lazao hoe : “Aza manaraka anay mihitsy ianareo, fa izany no efa nambaran’I Allah “. Saingy hiteny izy ireo hoe : “ Mialona anay ianareo”. Kanefa kely ihany ny fahafantaran’izy ireo. info
التفاسير: