ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
11 : 48

سَيَقُولُ لَكَ ٱلۡمُخَلَّفُونَ مِنَ ٱلۡأَعۡرَابِ شَغَلَتۡنَآ أَمۡوَٰلُنَا وَأَهۡلُونَا فَٱسۡتَغۡفِرۡ لَنَاۚ يَقُولُونَ بِأَلۡسِنَتِهِم مَّا لَيۡسَ فِي قُلُوبِهِمۡۚ قُلۡ فَمَن يَمۡلِكُ لَكُم مِّنَ ٱللَّهِ شَيۡـًٔا إِنۡ أَرَادَ بِكُمۡ ضَرًّا أَوۡ أَرَادَ بِكُمۡ نَفۡعَۢاۚ بَلۡ كَانَ ٱللَّهُ بِمَا تَعۡمَلُونَ خَبِيرَۢا

Ireo arabo mpifindra fonenana sasany tavela taty aoriana, dia hiteny aminao hoe : “Nanahirana anay ireo fanananay sy ireo fianakavianay, koa mangataha famelana ho anay”. Lazain’izy ireo amin’ny lelany izany, fa tsy mitovy ao am-pony. Lazao hoe : “Iza àry no manana fahefana aminareo eo anatrehan’I Allah, raha te-hanasazy anareo Izy, na te-hanao soa anareo ?" Saingy mahafantatra tanteraka izay ataonareo Allah. info
التفاسير: