ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
29 : 46

وَإِذۡ صَرَفۡنَآ إِلَيۡكَ نَفَرٗا مِّنَ ٱلۡجِنِّ يَسۡتَمِعُونَ ٱلۡقُرۡءَانَ فَلَمَّا حَضَرُوهُ قَالُوٓاْ أَنصِتُواْۖ فَلَمَّا قُضِيَ وَلَّوۡاْ إِلَىٰ قَوۡمِهِم مُّنذِرِينَ

Tsarovy, tamin’ny nandefasanay andian'ny Djiny teo aminao mba hihaino ny Koroany. Rehefa tonga teo izy ireo, dia niteny hoe : “Henoinareo tsara.” Ary rehefa tapitra izany, dia niverina teo amin’ny vahoakany ho mpampitandrina izy ireo. info
التفاسير: