ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
171 : 4

يَٰٓأَهۡلَ ٱلۡكِتَٰبِ لَا تَغۡلُواْ فِي دِينِكُمۡ وَلَا تَقُولُواْ عَلَى ٱللَّهِ إِلَّا ٱلۡحَقَّۚ إِنَّمَا ٱلۡمَسِيحُ عِيسَى ٱبۡنُ مَرۡيَمَ رَسُولُ ٱللَّهِ وَكَلِمَتُهُۥٓ أَلۡقَىٰهَآ إِلَىٰ مَرۡيَمَ وَرُوحٞ مِّنۡهُۖ فَـَٔامِنُواْ بِٱللَّهِ وَرُسُلِهِۦۖ وَلَا تَقُولُواْ ثَلَٰثَةٌۚ ٱنتَهُواْ خَيۡرٗا لَّكُمۡۚ إِنَّمَا ٱللَّهُ إِلَٰهٞ وَٰحِدٞۖ سُبۡحَٰنَهُۥٓ أَن يَكُونَ لَهُۥ وَلَدٞۘ لَّهُۥ مَا فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَمَا فِي ٱلۡأَرۡضِۗ وَكَفَىٰ بِٱللَّهِ وَكِيلٗا

O Ianareo olon’ny boky! Aza manitatra be loatra amin’ny finoanareo ianareo, ary aza miteny momba an’I Allah afa-tsy ny marina.Tena marina fa i Mesia Jesoa, zanak’i Maria, dia tsy iza fa irak’I Allah ihany, ary Teniny izay nalefany tamin’i Maria, sy Fanahy avy Aminy; koa inoanareo I Allah sy ireo Irany, ary aza miteny hoe: “Telo” ianareo. Atsaharonareo! Fa izany no tsara ho anareo. Tena marina fa I Allah dia Zanahary tokana ihany. Dera ho Azy, ary Azy ny fahamendrehana rehetra, lavitra ny voninahiny ny hanan-janaka. Azy izay any amin’ireo lanitra sy ny eto an-tany, ary ampy ho Mpiahy I Allah. info
التفاسير: