ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
123 : 4

لَّيۡسَ بِأَمَانِيِّكُمۡ وَلَآ أَمَانِيِّ أَهۡلِ ٱلۡكِتَٰبِۗ مَن يَعۡمَلۡ سُوٓءٗا يُجۡزَ بِهِۦ وَلَا يَجِدۡ لَهُۥ مِن دُونِ ٱللَّهِ وَلِيّٗا وَلَا نَصِيرٗا

Tsy miankina amin’ny fanirianareo izany, na koa amin’ny fanirian’ireo olon’ny Boky. Fa n’iza n’iza manao asa ratsy, dia ho valiana aminy izany. Ary tsy hahita mpiahy sy mpanavotra azy ankoatr’I Allah izy. info
التفاسير: