ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
117 : 4

إِن يَدۡعُونَ مِن دُونِهِۦٓ إِلَّآ إِنَٰثٗا وَإِن يَدۡعُونَ إِلَّا شَيۡطَٰنٗا مَّرِيدٗا

Tsy mangataka izy ireo, ankoatr’I Allah, afa-tsy amin’ireo sampy vavy, ary tsy mangataka izy ireo, afa-tsy amin’ny satana mpikomy. info
التفاسير: