ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
114 : 4

۞ لَّا خَيۡرَ فِي كَثِيرٖ مِّن نَّجۡوَىٰهُمۡ إِلَّا مَنۡ أَمَرَ بِصَدَقَةٍ أَوۡ مَعۡرُوفٍ أَوۡ إِصۡلَٰحِۭ بَيۡنَ ٱلنَّاسِۚ وَمَن يَفۡعَلۡ ذَٰلِكَ ٱبۡتِغَآءَ مَرۡضَاتِ ٱللَّهِ فَسَوۡفَ نُؤۡتِيهِ أَجۡرًا عَظِيمٗا

Tsy mahasoa ny ankamaroan’ny resaka miafina ataon’izy ireo, afa-tsy izay mandidy amin’ny fanaovana fanomezana, na manao asa soa, na manao fampihavanana ny samy olombelona. Ary izay manao izany nohon'ny fitadiavana ny fankasitrahan’I Allah; dia omenay azy ny valisoa lehibe. info
التفاسير: