ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
74 : 39

وَقَالُواْ ٱلۡحَمۡدُ لِلَّهِ ٱلَّذِي صَدَقَنَا وَعۡدَهُۥ وَأَوۡرَثَنَا ٱلۡأَرۡضَ نَتَبَوَّأُ مِنَ ٱلۡجَنَّةِ حَيۡثُ نَشَآءُۖ فَنِعۡمَ أَجۡرُ ٱلۡعَٰمِلِينَ

Ary hilaza izy ireo hoe : “ Dera sy voninahitra ho an’I Allah, izay nanatanteraka taminay ny fampanantenany, ary nampandova anay ny tany! Hitoetra ao amin’ny Paradisa amin’ny toerana izay tianay izahay. Hamafisina, fa tsara tokoa ny valisoan’ireo mpanao asa soa! ” info
التفاسير: