ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
47 : 39

وَلَوۡ أَنَّ لِلَّذِينَ ظَلَمُواْ مَا فِي ٱلۡأَرۡضِ جَمِيعٗا وَمِثۡلَهُۥ مَعَهُۥ لَٱفۡتَدَوۡاْ بِهِۦ مِن سُوٓءِ ٱلۡعَذَابِ يَوۡمَ ٱلۡقِيَٰمَةِۚ وَبَدَا لَهُم مِّنَ ٱللَّهِ مَا لَمۡ يَكُونُواْ يَحۡتَسِبُونَ

Raha an’ireo mpanao ny tsy rariny izay rehetra misy eto ambonin’ny tany, ary mbola hampiana mitovy amin’izany, dia mba natolony ho takalo hialana amin’ny famaizana ratsy indrindra amin’ny andro fitsanganana izany, ary hiseho amin’izy ireo avy amin’I Allah, izay tsy mbola noeritreretin’izy ireo mihitsy. info
التفاسير: