ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
41 : 39

إِنَّآ أَنزَلۡنَا عَلَيۡكَ ٱلۡكِتَٰبَ لِلنَّاسِ بِٱلۡحَقِّۖ فَمَنِ ٱهۡتَدَىٰ فَلِنَفۡسِهِۦۖ وَمَن ضَلَّ فَإِنَّمَا يَضِلُّ عَلَيۡهَاۖ وَمَآ أَنتَ عَلَيۡهِم بِوَكِيلٍ

Hamafisina, fa Izahay no nampidina taminao ny Boky, ho an’ny olombelona tamim-pahamarinana. Izay mizotra amin’ny lalana mahitsy, dia ho an’ny tenany ihany, ary izay mivily lalana kosa, dia manao izay hahavery ny tenany ihany koa. Ary tsy tompon’andraikitra velively amin’izy ireo ianao. info
التفاسير: