ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
38 : 39

وَلَئِن سَأَلۡتَهُم مَّنۡ خَلَقَ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضَ لَيَقُولُنَّ ٱللَّهُۚ قُلۡ أَفَرَءَيۡتُم مَّا تَدۡعُونَ مِن دُونِ ٱللَّهِ إِنۡ أَرَادَنِيَ ٱللَّهُ بِضُرٍّ هَلۡ هُنَّ كَٰشِفَٰتُ ضُرِّهِۦٓ أَوۡ أَرَادَنِي بِرَحۡمَةٍ هَلۡ هُنَّ مُمۡسِكَٰتُ رَحۡمَتِهِۦۚ قُلۡ حَسۡبِيَ ٱللَّهُۖ عَلَيۡهِ يَتَوَكَّلُ ٱلۡمُتَوَكِّلُونَ

Raha anontanianao izy ireo hoe : “Iza no nahary ny lanitra sy ny tany ?”. Dia hiteny tokoa izy ireo hoe : “Allah”. Lazao hoe: “Moa hitanareo ve izay italahoanareo ivelan’I Allah, raha te-hanisy ratsy ahy I Allah, moa afaka hampitsahatra izany ve izy ireo? Na te-hamindra fo amiko Izy, moa afaka hitazona izany famindram-po izany ve izy ireo?”. Lazao hoe: “Ampy ahy I Allah, Aminy no hanakinan’ ireo mpiantehatra ny fianteherany”. info
التفاسير: