ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
10 : 39

قُلۡ يَٰعِبَادِ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ ٱتَّقُواْ رَبَّكُمۡۚ لِلَّذِينَ أَحۡسَنُواْ فِي هَٰذِهِ ٱلدُّنۡيَا حَسَنَةٞۗ وَأَرۡضُ ٱللَّهِ وَٰسِعَةٌۗ إِنَّمَا يُوَفَّى ٱلصَّٰبِرُونَ أَجۡرَهُم بِغَيۡرِ حِسَابٖ

Lazao hoe : “ Ô ry mpanompoko izay mino! Aoka ianareo hatahotra ny Tomponareo ” Izay manao fahatsarana eto an-tany dia hahazo valisoa tsara. Midadasika ny tanin’I Allah, ary hamafisina, fa homena valisoa tsy voatanisa ireo manam-paharetana. info
التفاسير: