ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
69 : 33

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ لَا تَكُونُواْ كَٱلَّذِينَ ءَاذَوۡاْ مُوسَىٰ فَبَرَّأَهُ ٱللَّهُ مِمَّا قَالُواْۚ وَكَانَ عِندَ ٱللَّهِ وَجِيهٗا

Ô Ianareo izay mino ! Aza manao tahaka ireo izay nanafintohina an’i Mosa (Mosesy) ianareo. Nodiovin’i Allah tamin’izay niampangan’izy ireo azy izy, ary izy dia mendri-kaja teo anatrehan’i Allah. info
التفاسير: